|
|
|
|

Teny iditra 1  misangy
Fototeny  2 sangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
9 Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
10 Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fool around; to tease [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 badiner; taquiner [1.8]
Tovy hevitra  13 misangisangy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  misangy, 15 misinga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22