|
|
|
|

Teny iditra 1  miriotra
Fototeny  2 riotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy
9 Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mioritra, miriotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21