|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipotsaka |
| Fototeny | 2 potsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
9 Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo 10 Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana [1.1] |
| Fivaditsoratra | mipotsaka, 11 mitsopaka, 12 mpitsaoka, 13 mpitsoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|