|
|
|
|
Teny iditra
1
mipi
ri
tika
Fototeny
2
piritika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mipi
ri
tika
5
Ny lasa :
nipi
ri
tika
6
Ny hoavy :
hipi
ri
tika
7
Filaza mandidy :
mipiri
ti
ha
Fanazavàna teny malagasy
8
Enti-milaza ny fotaka mipitika, mifantsitsitra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20