|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mioritra
Fototeny  2 oritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être froissé [1.3]

Teny iditra (2/3) 9  mioritra
Fototeny  10 oritra
Sokajin-teny  11  anarana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1]
16 mivadi-kozatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 to be sprained [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 être foulé [1.3]
19 entorse [1.13]
Ohatra  20  Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424#]
Voambolana  21  Fahasalamana

Teny iditra (3/3) 22  mioritra
Fototeny  23 oritra
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25 divided, parted. [1.2]

Fivaditsoratra  mioritra, 26 miriotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20