|
|
|
|

Teny iditra 1  mimamà
Fototeny  2 mam
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitrentrena, mitrena matetika
8 Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to low (of cattle) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 meugler, beugler (du boeuf) [1.8]
Ohatra  11  mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Voambolana  12  Feo 13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21