|
|
|
|
Teny iditra
1
milozotra
Fototeny
2
lo
zotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
milozotra
5
Ny lasa :
nilozotra
6
Ny hoavy :
hilozotra
Fanazavàna teny malagasy
7
Mikikitra amin' ny asa iray nefa tsisy vokany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20