|
|
|
|

Teny iditra 1  milafolafo
Fototeny  2 lafolafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04