|
|
|
|

Teny iditra 1  mikohaka
Fototeny  2 kohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cough [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 tousser [1.3#347, 1.8]
11 fig. appeler en toussant. [1.3#347]
Ohatra  12  Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245#]
13  Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424#]
14  Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366#]
Voambolana  15  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20