|
|
|
|

Teny iditra 1  mikikitra
Fototeny  2 kikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity
9 Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [1.1]
Mpanahaka  10  mikezaka, 11  mimaso

Fivaditsoratra  12 makikitry, mikikitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22