|
|
|
|

Teny iditra 1  mijejojejo
Fototeny  2 jejojejo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
9 mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be playful; to be lewd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être dissipé, lascif [1.3#294, 1.8]
12 être léger, folâtre, libre [1.3#294]
Ohatra  13  Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; [2.996#35.004.014]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20