|
|
|
|

Teny iditra 1  mihehaka
Fototeny  2 hehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miaina mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra; misanehaka [1.1]

Fivaditsoratra  8 mahahike, mihehaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20