|
|
|
|

Teny iditra 1  migoboka
Fototeny  2 goboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 hollow, as the sound of a drum [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198]
10 sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Ohatra  11  Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470#152]
12  angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#83]
Voambolana  13  Feo
Tsipelina hafa  14 migobona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22