|
|
|
|

Teny iditra 1  mifetra
Fototeny  2 fetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy fetrany: Mifetra ny hafaliana rehetra eto an-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 limited, bounded, under restraint; fig. to take an oath. [1.2]

Fivaditsoratra  10 fametry, mifetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20