|
|
|
|

Teny iditra 1  mifatratra
Fototeny  2 fatratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 lying close, put close together. [1.2]
Ohatra  10  Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470#170]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifatratra

Fivaditsoratra  12 mafy tratra, mifatratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20