|
|
|
|

Teny iditra 1  mifankahazo
Fototeny  2 azo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
9 Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifankahazo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21