|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampizara
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#868]
Ohatra  7  nifampizara ny hetahetany ry zareo. [1.369]
8  Nony tonga teny an-tanimboly, nifampizara asa izahay. [2.117#20]
9  Fa mila mijery hatrany ny fotoana ahafahana mifanakalo hevitra, mifampizara, maneho, ary manampy ireo olona hisaina sy hiasa miaraka ianareo. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04