|
|
|
|

Teny iditra 1  miendrika
Fototeny  2 endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 ressembler [1.3#126, 1.8]
10 avoir l'air, la tournure, le port [1.3#126]
11 avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8]
Ohatra  12  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470#143]
13  fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how miendrika
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 miandreky, miendrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21