|
|
|
|
Teny iditra
1
midehandehana
Fototeny
2
dehandehana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
midehandehana
5
Ny lasa :
nidehandehana
6
Ny hoavy :
hidehandehana
Fanazavàna teny malagasy
7
Mandeha toa mibehambehana sy miletaleta
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20