|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miboiboika
Fototeny  2 boiboika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Misy loharano miboiboika avy eo ambodin' ny tendrombo.hitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 To bubble up, as water in a spring, to emit bubbles, to effervesce. [1.2]
9 to well up as a spring [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 jaillir comme une source [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  miboiboika
Fototeny  12 boiboika
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  18 to suppurate, as an ulcer [1.2]
Voambolana  19  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20