|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibaboka |
| Fototeny | 2 baboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to lie prostrate, to fall prostrate
[1.2] 10 to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Être prosterné, demander pardon
[1.3] 12 se prosterner, se soumettre; avouer tout [1.8] |
| Ohatra |
13 Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana.
[2.298#116]
14 Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#82] |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mibaboka, 16 mibobaka, 17 mikobaba, mikobabà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|