|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsambotra
Fototeny  2 antsambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to jump [1.2]
10 to spring up at, to fly at one. [1.2]
11 to leap up, to start [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 bondir de surprise; sauter [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21