|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
15 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika 16 Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry 17 Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay 18 Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? 19 Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a sign or mark
21 a plan or drawing 22 arithmetic [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 signe ou marque
[1.8] |
| Ohatra |
24 Nisy marika hafa koa hitako.
[2.472#12]
25 Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470#38] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 50 misy ny teny hoe marika |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 kamary, 29 kamira, 30 karima, 31 Makira, marika, 32 mikara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|