|
|
|
|

Teny iditra 1  maorona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsara fijoro, tsara orina
5 Kelikely matotra, mendrika: Maorona ilay tranonareo any ambanivohitra [1.1]
Tsipelina hafa  6 maorina

Fivaditsoratra  7 amorona, 8 manoroa, maorona, 9 moroaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22