|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mihinan-kena monta
16 Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 uncooked; unripe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 cru, pas mûr [1.8]
19 (toute l'île) cru, mais pour les fruits : immature, pas encore mûr. Exemple : « Mbola manta ny paiso » (Malzac) : les pêches ne sont pas encore mûres. Se dit aussi pour les grains de riz, etc. [1.196]
Ohatra  20  ny menaky ny ainy, ny vady tiany, ny mpiara-monina fizana ny manta sy ny masaka. [2.470#42]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny how manta
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 23  manta
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 [Betsimisaraka] Nom d'une plante dont on compare les fruits à de petites bananes immatures : Aerangis citrata (Thouars) Schltr. (Orchidaceae). Les fleurs, fraîches ou sèches, sont employées en infusions très parfumées. Riches en coumarines. Cette boisson passe pour améliorer l'état des hypertendus. On l'administre surtout aux hommes après la cinquantaine. [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  manta, 28 Tamna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07