|
|
|
|

Teny iditra 1  maniho
Fototeny  2 kiho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manambintana mifanohitra amy..., manosika ny,., (fiteny indrindra amin' ny fanandroana sy amin' ny fomban-piteny vitsivitsy) [1.1]
8 mamely don-kiho [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 donner un coup de coude [1.13]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how maniho
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Himona, 13 Hinoma, 14 homany, homañy, maniho, 15 manohy, mañohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15