|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manesika |
| Fototeny | 2 sesika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely
9 Manisy sesika: Manesika ondana [1.1] 10 manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to stuff in, to push in by a force
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 fourrer dans; faire entrer par la force
[1.8] 13 rembourrer [1.13] |
| Fivaditsoratra | manesika, 14 mañisake |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|