|
|
|
|

Teny iditra 1  manenika
Fototeny  2 henika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra
8 Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana
9 Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ankamine, 12 kinamena, 13 mañanike, manenika, 14 miankane

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21