|
|
|
|
Teny iditra
1
mandrotsy
Fototeny
2
ro
tsy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mandrotsy
5
Ny lasa :
nandrotsy
6
Ny hoavy :
handrotsy
7
Filaza mandidy :
mandrotsia
Fanazavàna teny malagasy
8
Manao izay hampibontsimbontsina, hamparokoroko (hoditra)
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04