|
|
|
|

Teny iditra 1  mandroaka
Fototeny  2 roaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
9 Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
10 Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
11 Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to drive away, to expel
13 to drive a herd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 expulser, chasser
15 pousser un troupeau devant soi [1.8]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mandaroka, 18 mandraoka, mandroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21