|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrafy
Fototeny  2 rafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mankahala, manao ho fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2]
10 to hate, to be jealous of; to rival [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 haïr, jalouser; être rival de [1.8]
Ohatra  12  fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika. [2.366#]
13  ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena. [2.366#]
Voambolana  14  Ontam-po

Fivaditsoratra  15 famindra, 16 mafandry, mandrafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20