|
|
|
|
Teny iditra
1
manavangongo
Fototeny
2
van
gon
go
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manavangongo
5
Ny lasa :
nanavangongo
6
Ny hoavy :
hanavangongo
7
Filaza mandidy :
manavangongòa
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampitangoron-javatra miavoavo amin' ny toerana iray
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20