|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsipeloka
Fototeny
2
tsipeloka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manatsipeloka
5
Ny lasa :
nanatsipeloka
6
Ny hoavy :
hanatsipeloka
7
Filaza mandidy :
manatsipeloha
Fanazavàna teny malagasy
8
Manao teny an-tsafelika mba hamelezana olona
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20