|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsikoinkoina
Fototeny
2
tsikoin
ko
ina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manatsikoinkoina
5
Ny lasa :
nanatsikoinkoina
6
Ny hoavy :
hanatsikoinkoina
Fanazavàna teny malagasy
7
Mampimoimoy, mampitaraindraina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04