|
|
|
|
Teny iditra
1
manataborobaka
Fototeny
2
tabo
ro
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manataborobaka
5
Ny lasa :
nanataborobaka
6
Ny hoavy :
hanataborobaka
7
Filaza mandidy :
manataborobàha
Fanazavàna teny malagasy
8
Mandoaka tanteraka, maninteraka, managorobaka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20