|
|
|
|

Teny iditra 1  manasamboaravoara
Fototeny  2 samboaravoara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampitroatra, mampitambolimbolina
8 Mahatezitra, mahatonga ho romotry ny hatezerana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20