|
|
|
|

Teny iditra 1  manapotsaka
Fototeny  2 potsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala hivoaka, manesotra, mamoaka
9 Manatody [1.1]
Tovy hevitra  10 mamotsaka

Fivaditsoratra  manapotsaka, 11 mpanatsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22