|
|
|
|
Teny iditra
1
manapiritika
Fototeny
2
piritika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manapiritika
5
Ny lasa :
nanapiritika
6
Ny hoavy :
hanapiritika
7
Filaza mandidy :
manapiritiha
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampipitika fotaka, mandefa zavatra mifantsitsitra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20