|
|
|
|
Teny iditra
1
manapatsitsitra
Fototeny
2
patsi
tsi
tra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manapatsitsitra
5
Ny lasa :
nanapatsitsitra
6
Ny hoavy :
hanapatsitsitra
7
Filaza mandidy :
manapatsitsira
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampifantsitsitra mandefa rano hitifitra sy hiely
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20