|
|
|
|
Teny iditra
1
manakitamby
Fototeny
2
ki
tam
by
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manakitamby
5
Ny lasa :
nanakitamby
6
Ny hoavy :
hanakitamby
7
Filaza mandidy :
manakitambia
Fanazavàna teny malagasy
8
Manisy kitamby manodidina ny tena na olona
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20