|
|
|
|

Teny iditra 1  manafatrafatra
Fototeny  2 afatrafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 [Provincial] to speak forcibly, to declare earnestly [1.2]
Ohatra  9  Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao. [2.357#]
10  Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" [2.470#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21