|
|
|
|

Teny iditra 1  mampifanoratra
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 Nampifanoratra an' ireo zanany mirahalahy ny rainy (Le père a dit à ses deux fils de s'écrire) [1.12]

Fivaditsoratra  mampifanoratra, 8 mifampanoratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20