|
|
|
|

Teny iditra 1  mampatahotra
Fototeny  2 tahotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 inspirer de la crainte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19