|
|
|
|
Teny iditra
1
mamendrivendry
Fototeny
2
vendrivendry
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mamendrivendry
5
Ny lasa :
namendrivendry
6
Ny hoavy :
hamendrivendry
7
Filaza mandidy :
mamendrivendre
Fanazavàna teny malagasy
8
Mampitotototo tsy misy antony; mamitaka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19