|
|
|
|

Teny iditra 1  mahay
Fototeny  2 hay
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako
9 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io
10 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra
11 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora
12 afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho
13 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing.
15 to know, to be able [1.2]
16 able, clever [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 savoir [1.3, 1.13]
18 capable, compétent
19 connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205]
20 savoir faire, être capable [1.8]
Ohatra  21  Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#]
22  Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny how mahay
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mahay, 25 mahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17