|
|
|
|

Teny iditra 1  mahavelombelona
Fototeny  2 velombelona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime) [1.3#825]
8  Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285#191]
9  misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296#112]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19