|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatazana
Fototeny  2 tazana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  7  Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra: [1.38#779]
8  Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [2.324]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21