|
|
|
|

Teny iditra 1  mahasodòka
Fototeny  2 sodoka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe ny feo maron' ny riana sy ny vorona nifanako [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04