|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maharitra
Fototeny  2 ritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3]

Teny iditra (2/2) 5  maharitra
Fototeny  6 aritra
Sokajin-teny  7  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
13 Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
14 Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to endure, to persevere [1.2, 1.7]
16 to be capable of enduring [1.2]
17 to bear, to carry on; to last [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 endurer, durer [1.3, 1.8]
19 persévérer, être constant, rester [1.3]
20 supporter [1.8]
21 permanent, durable [1.13]
Tovy hevitra  22 mandavantaona
Mpanahaka  23  mahari-pery, 24  mahari-po, 25  mahatanty, 26  manaraka ny onjany, 27  mandefitra, 28  miangidy, 29  Miaritra, 30  mihafy, 31  tsy fola-mandefitra
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny how maharitra
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  maharitra, 34 mahiratra, 35 miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17