|
|
|
|

Teny iditra 1  maharaka
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 qui peut suivre, réclamer, observer [1.3]
Ohatra  8  haingam-pandeha loatra hianao ka tsy maharaka anao aho (vous allez trop vite et je ne puis vous suivre) [1.3#59]
9  Tena tsy maharaka intsony mihitsy ny mpitandro ny filaminana. [4.27]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mahakara, maharaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21